|
|
|
|

Entrée1  mangaihay
Radical  2  haihay
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  Malahelo fa namoy zavatra nananana; nanantena zavatra ka tsy nahazo, hany ka toa tsy mahita hatao na holazaina: Lasa ilay voronkely efa azon' Isambilo ka nangaihay foana teo izy [1.1]
Explications en anglais  5  to be ashamed, to be confused, to be astonished, to be confounded. [1.2]
6  to be confused, to be confounded [1.7]
Explications en français  7  être désappointé (gaina, haihay) [1.54]
8  être confus, confondu [1.8]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
Synonymes  12  mihaihay
Analogues  13  mangasihasy, mipitrapitra, mihaingihaingy, mitanatana vava, manola-nify, gaina, diso paika, diso tetika, diso fanantenana, mangaina, malazo molotra, manjahatra, manjahana, mangotsoka, manjetoka, mitokaiky, mitsako dilana, kepoka

Mis à jour le 2023/01/20