|
|
|
|

Entrée (1/3)1  mangaina
Radical  2  manga
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Atao tonga manga [1.1]
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :

Entrée (2/3)9  mangaina
Radical  10  gaina
Partie du discours  11  verbe actif ou adjectif
Explications en malgache  12  diso fanantenana: Nangaina aho fa very ilay vola nianteheraho
13  foana tsy misy mipetraka, monina: Mangaina ity trano itỳ izany [1.1]
Explications en anglais  14  disappointed [1.2]
Explications en français  15  être désappointé, décontenancé; être vide: Nangaina aho, fa tsy tanteraka ny nantenaiko (J'ai été désappointé, parce que ce que j'espérais ne s'est pas accompli) ~ Mangaina io trano io (Cette maison est vide) [1.3]
16  être déçu (haihay)
17  être désappointé (gaina) [1.54]
Exemples  18  mangaina sy mangaihay fotsiny I Katy sy Saonina mahita an-drainy tsy mety mifoha sy tsy miteny intsony. [2.470]
Morphologie 
19  Présent :
20  Passé :
21  Futur :

Entrée (3/3)22  mangaiña
Partie du discours  23  verbe actif
Explications en français  24  maka ny ranom-pary avy amin' ny fary [2.165]

Anagrammes  25  amangany, amangian, amingana, anaingam, anangiam, angainam, maingaña, managian, manaingà, manainga, manangia, mangaina, mangaiña, miangana, namangia, nanagiam

Mis à jour le 2023/01/20