Teny iditra | mangoana (goana) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | to knock, to rap. [Richardson 1885] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] foana, tapitra tsy misy intsony, lany: Nangoaña tao ny sambaike handy ahay tsy bany mihinaña (tapitra tsy nisy intsony ny mangahazo masaka kilavalava nefa izahay tsy mbola nihinana) [Rakotosaona 1975] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |