Teny iditra | mangobakobaka (hobakobaka) | ||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Malalaka tsy misy zavatra ao anatiny [Rajemisa 1985] | ||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||
Mpitovy hevitra | mangobaka | ||||||||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||||||||
Ohatra | Voanatsindrana na lamokan-goavy no tsy maintsy tsakotsakoin' ny vavany, ary hanoanana mandrakariva no mangobakobaka anaty kibony. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 82] | ||||||||||||
Teny nalaina | Soratra misy io teny mangobakobaka io | ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |