Teny iditra mangoro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] A provincial name for a razor [1.2]
Voambolana 
Mpanahaka  fiharatra ~ hareza

Teny iditra mangoro
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Mahafaly] mandefitra, mamoritra [1.78]

Teny iditra mangoro
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] mifandrotsy, mandrotsy [1.78]

Teny iditra mangoro
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Mahafaly, Taisaka, Tanosy] mihaza lambo [1.78]
  [Taisaka] mihaza amin'alika [1.78]

Teny iditra Mangoro
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Fangi-bolantany -18.8833333, 48.1166667

Teny iditra Mangoro
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Ony. 240 km. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Fleuve du versant est de Madagascar qui prend sa source dans la région d'Andaingo (sous-préfecture de Moramanga), et descend vers le sud jusqu'à la confluence avec l'Onive, où il se dirige directement vers l'est. Il traverse alors les sous-préfectures de Moramanga, d'Anosibe et Mahanoro pour se jeter dans l'Océan Indien à Ambodiharina. Il reçoit sur la rive droite la Vangoana, la Sahamaitso, la Sandranety, l'Onive, la Nosivolo grossie de la Sandranapa, et sur sa rive gauche l'Angona, la Sahanjana, la Samarirana, la Manambolo grossie de la Sahamamy et de la Menakarongana, la Tsiamamy et la Sanorakaloto. [1.11]
Voambolana 
Ohatra 
1Efa tafita an' i Mangoro no nandaozako azy, ary ataoko fa tsy ho elo intsony dia ho tafa-paka aty amoron-dranomasina ny loha-tafiky ny Hova. [2.5]
2atsinanany Mangoro, i Moramanga sy ny ala atsinanana; ary andrefany Mangoro, ny ala andrefana sisiny Merina [2.48]
Teny nalaina 
Sary 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31