Teny iditra mangotsoka (hotsoka)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Manaintaina any anaty; mitsakotsako: Mangotsoka ny tongotro izany
¶ Diso fanantenana ka tsaroan' ny tena izaitsizy izany: Nangotsoka aho nahita ny namako afa-panadinana nefa aho tsy afaka
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] to ache, as a boil or rheumatism
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] avoir des douleurs sourdes, comme un rhumatisme
Voambolana 
Haiendriteny 
mangotsoka
nangotsoka
hangotsoka
Mpitovy hevitra mangotsokotsoka

Teny iditra mangotsoka (hotsoka)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  [Rajemisa: Vakoka] sentir vivement sa déception ( gaina)
Voambolana 
Haiendriteny 
mangotsoka
nangotsoka
hangotsoka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31