Teny iditra |
mangy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Faritra somary mibontsina eo amin' ny foto-tsofina: Olona be mangy [Rajemisa 1985]
|
Voambolana |
Haiendriteny |
mangy
mangiko
manginao
manginy
mangintsika
manginay
manginareo
mangin'
mangin-
mangim-
| |
|
Tsipelina hafa |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
mangy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fanampy, tombo: "Kely ny vola maty ary ny havizanana manginy fotsiny", hoy Rakoto avy nivarotra mangahazo tany antsena [Rajemisa 1985]
|
| tombony [SLP 1986]
|
Fanazavàna teny frantsay | accessoires; surplus, excédents [SLP 1986]
|
Haiendriteny |
mangy
mangiko
manginao
manginy
mangintsika
manginay
manginareo
mangin'
mangin-
mangim-
| |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
mangy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tanala]
(sens général : surplus, supplément à une récolte).
Nom donné à des arbres qu'on laisse dans les cultures et dont les fruits constituent une récolte supplémentaire.
Ce sont surout : Symphonia microphylla (Hils. & Bojer ex Cambess.) Benth. & Hook. f. ex Vesque (réf. Service Forestier 6351) et
Symphonia tanalensis Jum. & H.Perrier (Clusiaceae), réf. Decary 5335.
Les graines servent à préparer une sorte de beurre végétal.
[Boiteau 1997]
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Symphonia microphylla, Symphonia tanalensis |
|