Teny iditra | manihy (hihy) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] mikiky, mikory [1.78] | ||||||||||||||||
[Tanosy] [ mañihy ] mikiky [1.78] | |||||||||||||||||
Mikiky (hazo); manala ny hodi-malemy (mangahazo); manala ny voany amin' ny babin-katsaka [1.1] | |||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Teny iditra | mañihy | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy] mamatra [1.78] | ||||||||||||||||
Fivaditsoratra | mihiña |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |