Teny iditra manilo (tsilo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manindrona: Manilo ny tsilo ~ Manilo ny rantsan' ny vonindraozy [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay piquer [Abinal 1888 takila 770]
Haiendriteny 
manilo
nanilo
hanilo
maniloa

Teny iditra manilo (tsilo)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay piquant [Abinal 1888 takila 770]

Teny iditra manilo (tsilo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Bara, Taisaka] manazava [Rakotosaona 1975]
  [Taisaka] mitsilo [Rakotosaona 1975]
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] [inusité] [Abinal 1888 takila 770]

Nohavaozina tamin' ny 2020/09/14