Teny iditra maninjitra (hinjitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano] [ mañinjitra ] manalava [1.78]
 Manenjana: Naninjitra ny tanany i Jeso dia nitony ny ranomasina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy to stiffen; to stretch out, as the hand [1.7]
Fanazavàna teny frantsay raidir: étendre comme la main [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny maninjitra
Ny lasa naninjitra
Ny hoavy haninjitra
Filaza mandidy maninjira

Teny iditra mañinjitra (hinjitra)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano] manontolo [1.78]
 Manontolo, tontolo: Tapak' andro maninjitra aho niandry anao tata foana [1.1]
Ohatra Ny siramamy aza, tamin' izany andro izany, tapak' andro maninjitra vao tafaverina ny iraka alefa hividy azy. [2.471]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20