Teny iditra manipy (tsipy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandefa zavatra mafy amin' ny tanana, mitoraka: Tsy mahay manipy baolina ialahy izany!
¶ Manary: Aza manipy rano eny an-dalambe fa mety handena olona ianao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay lancer [1.13]
Haiendriteny 
manipy
nanipy
hanipy
manipaza

Teny iditra manipy (tsipy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Bara, Tambahoaka] mamafy (voa ) [1.78]

Fivaditsoratra mipany, mpinia, ampiny

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31