Teny iditra manira (ira)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manamboatra ny landy voafoly ho amin' ny fantaka [1.1]
Haiendriteny 
manira
nanira
hanira
manirà

Teny iditra manirà (ira)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manira [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra marina, mirana, manary

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20