|
|
|
|

Entrée manitrika (sitrika)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Bezanozano] Manafina [1.78]
  [Sihanaka] [ mañitrika ] Manafina [1.78]
 Mandentika: Manitrika ao anaty rano
Manafina: Manitri-bola
Mandevina: Amin' ny telo no hanitrika ny razana izahay [1.1]
Explications en anglais To dip, to submerge; to dive into water [1.7]
Explications en français Plonger ou submerger dans l'eau; plonger
Cacher [1.8]
Morphologie 
Présent : manitrika
Passé : nanitrika
Futur : hanitrika
Impératif : manitriha
Synonymes manasitrika

Mis à jour le 2023/01/20