|
|
|
|

Entrée manitsaka (hitsaka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Bara] Mihosy tanimbary [1.78]
 Manosy amin' ny tongotra: Aza manitsaka ny ahitra
Mandeha na mandia eo ambony: Raha vao nanitsaka ny tany nahalatsahan' ny tavoniny izy dia latsa-dranomaso
Manao tsinontsinona, maniratsira: Nanitsaka ny voninahitro iny Rangahy iny! [1.1]
Explications en anglais To trample on [1.7]
Explications en français Fouler aux pieds [1.8]
Exemples Ny fihavanana toy ny fasam-Bazimba, ka izay manitsaka no kely ila; [2.69]
Morphologie 
Présent : manitsaka
Passé : nanitsaka
Futur : hanitsaka
Impératif : manitsaha
Illustrations 

Entrée manitsaka (hitsaka)
Partie du discours verbe actif
Explications en anglais To disdain [1.7]
Explications en français Dédaigner [1.8]
Morphologie 
Présent : manitsaka
Passé : nanitsaka
Futur : hanitsaka
Impératif : manitsaha

Mis à jour le 2023/10/27