|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manjahana
Radical  2  zahana
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  enti-milaza ny akohovavy tsy mety mikotrika ny atody nalatsany [1.1]
Explications en français  5  qui refuse de couver [1.3#866]

Entrée (2/2)6  manjahana
Radical  7  zahana
Partie du discours  8  adjectif
Allégation  9  maty [1.1]
Explications en malgache  10  diso fanantenana, mangaihay: Nanjahana (na nanjahatra) foana tao Ibalita nony latsaka tao am-pantsakana ilay vola ariary efatra vao nomen-dreniny azy [1.1]
Explications en français  11  privé, frustré, qui n'obtient rien [1.3#866]
12  être frustré (haihay) [1.54]
Synonymes  13  manjahatra

Anagrammes  14  ananjaham, anjanaham, hamanjana, hanamanja, mananjaha, manjahana, manjanaha

Mis à jour le 2023/02/15