Teny iditra manjofo (jofo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Miantonta, mipaoka, mifaoka tsy mamela na kely ohatra ny sila-koho aza, manao majifa: Nisy nanjofo ny entana tao an-tranonay tany ambanivohitra
¶ Mihinana, mandany: Izy no nanjofo ny vola tao am-bata
Haiendriteny 
manjofo
nanjofo
hanjofo
manjofoa

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31