Teny iditra mankadilo (dilo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mahatonga hadilo: Mahadilo ny nify ny voasarimakirana [Rajemisa 1985]
Haiendriteny 
mankadilo
nankadilo
hankadilo
Mpitovy hevitra mahadilo ~ mampadilo

Teny iditra mankadilo (dilo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] to punish, to make repent [Richardson 1885]
Haiendriteny 
mankadilo
nankadilo
hankadilo

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31