Teny iditra mankahery (hery)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manome tanjaka ara-tsaina sy am-panahy indrindra: Mankahery ny fanahy ny fivavahana. / Tsy nitsahatra nankahery ny vadiny narary izy
¶ Mamporisika: Mankahery anay amin' ny ataonay izao fanatrehanao izao [Rajemisa 1985]
Haiendriteny 
mankahery
nankahery
hankahery
mankahereza

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31