Teny iditra manoha (toha)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manakana: Manoha ny mpianatra tsy hivoaka
¶ Manohitra zavatra mahery: Manoha riana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy to prevent, to impede to resist, to oppose [1.7]
Fanazavàna teny frantsay empêcher, faire obstacle: résister [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny manoha
Ny lasa nanoha
Ny hoavy hanoha
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohabolana 

Teny iditra manoha
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] tsy mahasalama (trano sy finoana) [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20