Teny iditra manoina (toina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Mamaly (antso): Nahoana no antsoina ialahy ka tsy manoina? I Bako no nantsoina ka i Manga no nanoina
Haiendriteny 
manoina
nanoina
hanoina
Teny nalaina 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny manoina ity (1): Ambatomanoina

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31