Entrée 1/3 manombana (tombana)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Enti-milaza ny orana izay miseho ho toy ny efa ho avy amin' ny tselatselatra hita ery amin' ny vodilanitra lavitra [1.1]
Exemples Tselatra tahaka ny lanitra manombana amin' ny fahavaratra sisa atopan' ny afon-tseranana, hahalalana ny misy an' i Toamasina. [2.471]

Entrée 2/3 manombana (tombana)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manondrotra ambony ny vidin-javatra iray mba hahazoana tombony ihany na efa andatsahana aza eo amin' ny ady varotra: Tsy manombana mihitsy aho fa ariary roa monja no azoko amin' izany
Maminavina: Tsy haiko ny manambana ny fatiantoka nihatra tamiko tamin' ny nahamay ny fiarakodiako sy ny entana tao anatiny
Manao ho zavatra: Mahay manombana ny soa natao azy io tovolahy io [1.1]
Explications en anglais To appraise, to estimate [1.7]
Explications en français évaluer, apprécier [1.8]
Morphologie 
Présent : manombana
Passé : nanombana
Futur : hanombana
Impératif : manombàna

Entrée 3/3 manombàna (tombana)
Partie du discours impératif du verbe actif manombana [liste complète]
Explications en français  [1.3]

Mis à jour le 2022/09/05