Teny iditra | manomboka (tomboka) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manao ny fiandohany: Tamin' ny valo aho no nanomboka ny entimodiko ¶ Manao voalohany: Iza no nanomboka ady taminareo roa lahy ¶ Miandoha, tonga ny fiandohany: Manomboka sahady lahy ny fahavaratra [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||||||
Teny iditra | manomboka (tomboka) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manisy marika amin' ny vy mahamay, mitetika: Misy olona manomboka ny tarehiny any Afrika [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |