Teny iditra manome fo (ome, fo)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy mampirisika ary manao izay hampahatezitra; mambosy, mamporisika, mitarika, mamoky [1.1]
Fanazavàna teny anglisy to excite to anger, to incite to evil, to instigate. Generally in reference to incitement to evil deeds. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31