Teny iditra |
manompo
(tompo)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manaja fatratra sy manaiky: Tsy misy mahay manompo tompo roa ¶ Manao ny raharaha rehetra amin' olona iray, toy ny mpikarama: Izaho ho faty manompo anareo mianakavy, ianareo kosa misonanina fotsiny ao an-trano madio [Rajemisa 1985]
|
Haiendriteny |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Teny nalaina |
|
Teny iditra |
manompo
(tompo)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka]
mararin'ny nendra [Rakotosaona 1975]
|
Voambolana |
|