Teny iditra manonotra (onotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manongotra volo [Rajemisa 1985]
  [Tambahoaka] manongotra (mamolovolo) [Rakotosaona 1975]
Fanazavàna teny anglisy to pluck. [Richardson 1885]
Haiendriteny 
manonotra
nanonotra
hanonotra
manonota, or manonora

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31