Teny iditra |
manonta
(tonta)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Maniera ¶ Manao printy: Manonta boky ¶ Mampiditra anaty lasitra, manao (biriky): Mahay manonta biriky tsara Rabe. [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | to stamp; to press down on; to print [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | frapper ou battre avec quelque chose; imprimer [Hallanger 1974]
|
Haiendriteny |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
manontà
(tonta)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manonta
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888]
|
|