Teny iditra | manopy (topy) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mandefa, manatodika (ny maso) mba hijery kely miserana: Manopy maso amin-javatra ¶ Manipy [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | to glance at ¶ to throw water, etc., on [Hallanger 1973] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | jeter un coup d'oeil sur ¶ asperger d'eau [Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||||||
Teny iditra | mañopy | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] miambina, miandry [Rakotosaona 1975] | ||||||||||||||||
Teny iditra | mañopy | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] mamela vatsy [Rakotosaona 1975] | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |