Teny iditra manopy (topy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Mandefa, manatodika (ny maso) mba hijery kely miserana: Manopy maso amin-javatra
¶ Manipy
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] to glance at
¶ to throw water, etc., on
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] jeter un coup d'oeil sur
¶ asperger d'eau
Haiendriteny 
manopy
nanopy
hanopy
manopaza
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1 [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 62] Nony nitraka izy dia nanopy maso farany ny marary, dia hoy izy:
2 [Andriamalala: Fasana, takila 4] Diso aho, satria iny tovolahy iray tsy natahotra ny fidaniky ny andro no namakivaky ny tora-pasika mahamay tamin'ny famindra nivembena, nanopy tsindraindray tami'ny manodidina, nahatazana ahy nivalapatra teo amin'ny aloka, dia nanitsy ny nisy ahy.

Teny iditra mañopy
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] miambina, miandry

Teny iditra mañopy
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] mamela vatsy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31