Teny iditra manoro (toro)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manondro: Iza aminareo no hanoro ahy ny lalana mankany an-tsena
¶ Mampahafantatra, milaza: Adidinao ny manoro izay tokony hataon' ireo zaza ireo [Rajemisa 1985]
Haiendriteny 
manoro
nanoro
hanoro
manoroa
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra manoro (noro)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manome hafaliana [Rajemisa 1985]
Haiendriteny 
manoro
nanoro
hanoro

Teny iditra manoro (oro)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy [ mañoro ] [Bara, Bezanozano, Sihanaka, Taisaka, Tambahoaka] mandoro [Rakotosaona 1975]
 [ mañoro ] [Tanala, Tanosy] mandoro, manimba amin'ny afo [Rakotosaona 1975]
 mampihina zaka iray amin'ny ôksizenina [SLP 1986]
Fanazavàna teny frantsay mettre en combustion [SLP 1986]
 [ mañôro ] [Sakalava-Mayotte] brûler, mettre le feu [Andilidine: Lexique (takila M)]
Haiendriteny 
manoro
nanoro
hanoro
Mpitovy hevitra mioro

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31