Teny iditra |
manosy
(hosy)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala]
[ mañosy ] mihosy tanimbary miaraka amin'ny omby vitsivitsy na maromaro [1.78]
|
| Manitsaka: Aza fady fa manosy ny tongotro ianao ¶ Mamaky bainga amin' ny tanimbary mba hampahalemy azy hamafazana na hanetsana: Efa manosy tanimbary izao ny olona ¶ Mambabo fananana [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | to trample the mud in ricefields [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | piétiner, tremper dans ¶ manquer d'égards ¶ spolier, confisquer [1.3]
|
| piétiner les rizières [1.8]
|
Haiendriteny |
|
Mpitovy hevitra | |
Ohatra |
1 | Ny endrika ny mpiasa amin' izany, dia sahala amin' ny omby manosy
[2.472]
|
2 | Satria rehefa Robo dia tsy maintsy nandalovana any am-pasana aloha, vao nidinana any an-tanimbary manosy horaka.
[2.245]
|
|
Ohabolana |
|