Teny iditra manota (ota)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao hadisoana, heloka: Nanota taminao aho ka tsy mendrika ny hantsoina hoe zanakao akory
¶ Mandika didy na fitsipika na zavatra tsy azo atao: Manota fady [1.1]
Fanazavàna teny anglisy to transgress, to deviate from the line to sin [1.7]
Fanazavàna teny frantsay violer, transgresser, pécher [1.8]
Haiendriteny 
manota
nanota
hanota
manotà

Teny iditra mañota
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] manao ankery, mandrivatsy [1.78]

Teny iditra manotà (ota)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manota [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra matona, tamano, amonta, antoma, manato

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20