Teny iditra | manotra (otra) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Misafo sady mamoritra amin' ny tanana ny faritra iray amin' ny tena mba hampahalefadefaka ny hozatra marary na mivonto na vizana [1.1] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | to massage, to rub [1.7] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | masser, frictionner [1.8] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny manotra io | ||||||||||||||||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |