Teny iditra mantsina (hantsina)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy [ mantsiña ] [Rakotosaona 1975] [Sihanaka] maimbo
  [Rajemisa 1985] Ratsy fofona aoka izany toy ny fofona lamokan' atody vaky
¶ jereo maimbo
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] stinking offensively. For derivatives see under mantsina.
  [Hallanger 1973] stinking
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] puant
  [Boiteau 1997] puant, à odeur nauséabonde
Ohatra 
1 [FOFAFIPE: Tongavola, takila 54] Misy koa anefa toerana mantsina be.
2 [Profita: Ranary, takila 75] Ny làlana sarotra, ny fitana lalina, ny ala mantsina, tsy mampahavoroka ny avokavoka fa na dia ny fanahy aza!
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31