Teny iditra mantsy
Sokajin-teny kianteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] jereo manko
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] comme manko
Ohatra  [Rajohanesa: Kintana] Tsy ho hitako intsony mantsy Razay.

Teny iditra mantsy
Sokajin-teny mpampiankin-teny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Miantso, miteny an-dRanona: Hoy, hono ianao tamin-dRasoa mantsy, ahy: "Olona mpamitaka iny"; marina ve izany?
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] referring to; also used as ornament of speech like manko
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] rapport à, concernant; sert aussi d'ornement comme manko
Mpitovy hevitra manko
Ohatra 
1 [Andriamalala: Ranomasina, takila 20] Fantatro mantsy fa tsy hifanantitra amin' izy mivady mandrakizay aho.
2 [Andraina: Mitaraina, takila 120] Ny tany mantsy tsy ilaozan' ny mpisompatra.
3 [Rabezandrina: Ikotofetsy] "Raha alako ra amin' ity antsy ity mantsy izao, ny mpanjaka dia ho faty;
4 [Rajohanesa: Kintana] Raha mba izaho mantsy no nanana elatra!
5 [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 118] Fantatray ihany mantsy ny mahavariana ny tanora ao an-drenivohitra ao:

Teny iditra mantsy
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Tanala] maimbobe tsy zaka, mantsina

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31