Teny iditra many
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] maimbo helika
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] puant

Teny iditra many
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fofon-kelika
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] puanteur, se dit d'une forte odeur qui se dégage sous les aisselles
Mpanahaka  amany

Teny iditra many
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [SLP 1986] karazan-tsira avy amin'ny amany
Fanazavàna teny frantsay  [SLP 1986] urée
Voambolana 

Teny iditra many
Sokajin-teny anarana ma sy mpisolo
Fanazavàna teny frantsay  [3.1] his lowing, her lowing, its lowing, their lowing
  [3.1] son beuglement, leur beuglements

Teny iditra many
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1969, Hallanger 1973] maro: many
  [Richardson 1885, Hallanger 1973] be: much, many ...
  [Richardson 1885, Hallanger 1973] betsaka: many ...
  [Richardson 1885, Hallanger 1973] firy: how many ?
  [Richardson 1885, Hallanger 1973] hafiriana: how many days ?
  [Hallanger 1973] hoatrinona: how much ? how many ?
  [Hallanger 1973] sesehena: very many
  [Richardson 1885] ankabony: very many, a large quantity, a heap

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31