Entrée | 1 maody |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Mahina, mahimahina ka miomanomana amin' izay ho avy, mitandrina, malina: Mbà maody ihany fa tsy fantatra izay tian' iny olona mitarataratra ny tranonareo iny hatao 4 Ratsy, kaody: Asa na inona na inona no nataon' Ikoto fa maody erỳ izy isaky ny mifanena amiko [1.1] |
Explications en anglais |
5 suspicious, apprehensive [1.7] |
Explications en français |
6 soupçonneux, méfiant [1.8] |
Dérivés |
|
Synonymes | 8 maodimaody |
Anagrammes | 9 aodim, daomy, dimao, madio, maody, miado, modia, odiam |
Mis à jour le 2020/07/31 |