Entrée 1/2 maoty
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Efa misara-nono, efa mahasara-dray aman-dreny; vory hevitra sy saina
Manan-toetra matotra [1.1]
Mots composés 

Entrée 2/2 maoty
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Betsileo] Teny ilazana ny omby rehefa niofo indray mandeha ny tandrony [1.1]
Autres orthographes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/11