Teny iditra marainakoa (maraina, koa)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] maraina be alohan' ny fiposahan' ny masoandro
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888, Veyrières 1913] avant le lever du soleil
  [Veyrières 1913] de grand matin
Ohatra 
1 [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 133] Vao maraina koa dia injao midobodoboka amin' ny fitotoam-bary sy koba izy dahy avy.
2 [Andraina: Mitaraina, takila 15] 2 Nifoha vao maraina koa izahay tamin' iny andro iny, fa hamboly voanjo.
3 [Callet: Tantara, takila 81] Ary nony maraina koa, dia maka rano mahery amy ny tany fanalany rano mahery.

Nohavaozina tamin' ny 2021/01/01