Teny iditra | maratra (ratra) | ||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
Misy voaniavatra na rangotra ka niendaka sy kiaka ny hoditra ary loaka ny nofo: Naratra ny lohany tamin' izy nianjera tamin' ny bisikileta ¶ Voa mafy, lany: Nataoko naratra ny hena, tary amin' ny vary be menâky ry Ingahy Rainikoto | ||||
Fanazavàna teny anglisy | [Hallanger 1973] wounded, injured | ||||
Fanazavàna teny frantsay | [Hallanger 1974] être blessé, meurtri | ||||
Ohatra |
| ||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny maratra io | ||||
Teny iditra | maratra | ||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
Fanazavàna teny malagasy | [Rakotosaona 1975] [Sihanaka] simba | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2021/11/27 |
![]() |