Teny iditra | mareforefo (reforefo (refo)) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | mora vaky izaitsizy [Rajemisa 1985] | |
Ohatra | Alo-tovovavy mareforefo toy ny volotra tsofin' ny rivotra no hany tazako vetivety, dia maso roa mibaliaka sady namirapiratra nahitako fahi-tana mahagaga. [Andriamalala: Zazavavindrano] | |
Teny iditra | mareforefo | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | karazan' ahitra [Rajemisa 1985] | |
Voambolana | Haizavamaniry: ahitra | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |