|
|
|
|

Entrée (1/4)1  marina
Radical  2  arina
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  Ilazana toerana mitovy tantana, tsy misy avo sy iva, tsy mikitoantoana: Lavoan-tany marina lahy ianao
5  Ilazana toe-javatra mifanaraka amin' ny tena izy, tsy diso: Marina fa roa ampiana roa efatra
6  Ilazana toetran' olona tsy mamitaka, tsy mandainga, manaraka ny rariny sy ny hitsiny: Mpampiasa marina Rabe fa omeny karama mifanentana amin' ny asa ataony avy ny mpiasa ao aminy [1.1]
Explications en anglais  7  level; true; just, right [1.2, 1.7]
Explications en français  8  de niveau; juste, vrai [1.3#434, 1.8]
9  d'aplomb, droit [1.3#434]
10  aplani, mis de niveau [1.196]
Exemples  11  Tsy hita ihany izy ity izay marina [2.4]
12  marina fa tsy mpiray tarika amin' izy telo lahy ireo [2.470]
Morphologie 
13  Présent :
14  Impératif :
Dérivés 
15  Verbes actifs :
16  Verbes passifs :
17  Verbes relatifs :
18  Noms :
19  Adjectifs :
20  Adverbes :
Mots composés 
Toponymes 
Titres  40  Amina Batsola : tantara mampangitakitaka nisy marina tokoa taminʹny andron-dRanavalona III (Dox (Razakandraina Jean Verdi Salomon))
41  Ny marina momba ireo vagao telon'i Moramanga (Dama Robert)
42  Ny marina momba MDRM (Dama Robert)
43  Ny marina momba ny MDRM (Rakotonirainy Joseph)

Entrée (2/4)44  mana
Radical  45  arina
Partie du discours  46  impératif de l'adjectif marina
Autres orthographes  47  mar
Tableaux et planches  48  Tous les adjectifs impératifs

Entrée (3/4)49  mariña
Partie du discours  50  adjectif
Explications en malgache  51  hendry, mipetraka tsara [Tanala] [1.78]

Entrée (4/4)52  marina
Partie du discours  53  nom
Explications en français  54  Acalypha spachiana Baill. (Euphorbiaceae). Arbuste dont le sommet est souvent plat, comme s'il avait été taillé. [Merina] [1.196]
55  [Betsileo]
Vocabulaire  56  Botanique
Nom scientifique 

Anagrammes  58  amiran, anarim, aniram, aranim, manary, mañary, manira, manirà, marina, mariña, marìna, miaran, mirana, namari, namira, naraim, nariam, niaram, rianam, amiran, anarim, aniram, aranim, manary, mañary, manira, manirà, marina, mariña, marìna, miaran, mirana, namari, namira, naraim, nariam, niaram, rianam, amiran, anarim, aniram, aranim, manary, mañary, manira, manirà, marina, mariña, marìna, miaran, mirana, namari, namira, naraim, nariam, niaram, rianam

Mis à jour le 2023/07/13