Teny iditra | marisika (risika) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mazoto hanao zavatra, mavitrika, mahery fo: Marisika amin' ny fianarana ny zanako ¶ Finaritra amin' ny zavatra iray, mandray anjara amin' ny zavatra iray: Tsy marisika ny hipetraka any ambanivohitra izy [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | active, earnest [Richardson 1885, Hallanger 1973] | ||||||||||||||||
fervent, lively [Richardson 1885] | |||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | zélé [Abinal 1888, Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
animé, ardent [Abinal 1888] | |||||||||||||||||
actif [Hallanger 1974] | |||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |