Teny iditra | maro | ||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Mihoatra ny iray: Ny telo dia azo lazaina fa efa maro ¶ Tsy vitsy, betsaka: Maro no nadinina, fa vitsy no afaka [Rajemisa 1985] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | many [Hallanger 1973] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | beaucoup, nombreux [Hallanger 1974] | ||||
Sampanteny |
| ||||
Mpitovy hevitra | betsaka | ||||
Teny mifanohi-kevitra | vitsy | ||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||
Ohatra |
| ||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny maro io | ||||
Haianarantany | |||||
Nohavaozina tamin' ny 2021/07/19 |
![]() |