Teny iditra marofy (rofy)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Marary, voan' ny aretina: Salama tsy marofy izahay rehetra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy ill, feeble [1.7]
Fanazavàna teny frantsay débile, maladif [1.8]
Voambolana 
Haiendriteny 
marofy
narofy
harofy
Sampanteny 
Ohatra Noho izany dia betsaka no marary sy marofy eo aminareo, ary maro ihany no efa nodi-mandry. [2.996]

Fivaditsoratra mifora, famory

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20