Teny iditra | marotanana (maro, tanana) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Bibikely sahala amin' ny trambo [Rajemisa 1985] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] espèce d'araignée. [David: Dialectes (takila M)] | |
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |
Mpitovy hevitra | fangarompaty ~ fangarompohy | |
Teny nalaina | Soratra misy io teny marotanana io | |
Nohavaozina tamin' ny 2021/11/27 |
![]() |