Teny iditra masaka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza voanjavatra efa tonga amin' ny fotoana ahazoana mihinana azy tsara: Amin' ny volana zanvie no masaka ny voaloboka
Mitovy hevitra: matoy
¶ Enti-milaza zavatra azo hanina rehefa nandrahoina: Antsoy izahay rehefa masaka ny vary
¶ Nodinihina sy noeritreretina tsara: Efa masaka ny hevitro; handeha aho, [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy well done, cooked ; ripe
¶ thought out and prepared [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay bien cuit; mûr
¶ bien réfléchi et préparé [Hallanger 1974]
 cuit, pour les aliments, mûr en parlant des fruits. Les deux notions sont souvent confondues. D'où le verbe manamasaka : faire mûrir. Notamment, fare mûrir les bananes en les chauffant. On creuse dans le sol latéritique une sorte de four dans lequel on entretient un feu assez doux et on y suspend le régime de bananes à faire mûrir. L'opération s'appelle fanamasahana. Les bananes ainsi mûries artificiellement sont dîtes masaka otrika ( otrika veut dire faire mûrir, mais aussi faire fermenter, quand la fermentation entraîne une élévation de température). Les fruits qui mûrissent sur pied sont par contre dits masaka ifotony (de fotony : ce qui est à l'origine, à la source). [Boiteau 1997]
Sampanteny 
Haiendriteny 
masaka
masaky
masak'
masa-
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Día nandeha indray izy roa lahy, ka nahita voasarin' olona masaka miraviravy, dia nifanao antsangory izy haka. [Rabezandrina: Ikotofetsy]
2Sasatra ireo mpanao raharaha miloloha hena an-koveta sy mitatitra vary masaka an-tsobika. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 87]
3Tsy laitran' ny nify mihitsy na manta na masaka. [Andraina: Mitaraina, takila 126]
4ny fakana ny anjarany ihany no masaka an-tsainy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 118]
Teny nalaina 

Teny iditra masaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Bara] (probablement de ce que les fruits sont récoltés mûrs ?). Enterospermum sp. (Rubiaceae) réf. Debray 1018. Utilisé ne médecine populaire comme excitant, fortifiant Les tests d'alcaloïdes sur les écorces des tiges et racines ont cependant été très faibles (d'après Debray). [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Enterospermum sp.

Teny iditra masaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Bara, Mahafaly, Tandroy] (de masaka : cuit, on en fait bouillir les fruits pour extraire l'huile). Dans tout le Sud, nom général donné aux noronhia (Oleaceae). Plus spécialement Noronhia lanceolata H.Perrier. Arbuste des forêts sèches et buissons xérophiles. À petites drupes assez riches en huile (env. 20 %). Activement recherchées dans cette région très pauvre. Voir aussi masabavy, masadahy. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Noronhia lanceolata

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/07