Teny iditra masaka ifotony (masaka, fototra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] enti-milaza voankazo masaka hatreny am-potony fa tsy mba naotrika
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] used of fruits that are allowed to ripen on the trees in contradistinction to artificial ripening. Compare otrika
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] se dit des fruits qu'on laisse mûrir sur pied, par opposition à ceux qu'on fait mûrir artificiellement
Voambolana 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31