Teny iditra | Masikoro | ||||
Sokajin-teny | anaram-poko | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Zanapoko sakalava andrefana, aty amin' ny aty tany, mifanindrana amin' ny Vezo izay mitoetra amin' ny morontsiraka, mivelona indrindra amin' ny fiompiana sy ny fambolena [Rajemisa 1985] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] habitant de l'intérieur. [David: Dialectes (takila M)] | ||||
nom d'une population du sud-ouest de Mad [...] [tohiny Rajaonarimanana 1995] | |||||
Voambolana | Tantara: firenena | ||||
Mpanahaka | Sakalava ~ Vezo | ||||
Tsanganana sy sary iray takila | Tenim-pirenenana | ||||
Ohatra |
| ||||
Teny nalaina | Soratra misy io teny Masikoro io | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |