Entrée (1/3) | 1 masina |
Radical | 2 hasina |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 Mahomby, mandaitra, mahasitrana: Masina io fanafody io raha atao ody poizina 5 Voatokana ho an' Andriamanitra, ampiasaina amin' ny fanompoam-pivavahana, mikasika ny fivavahana: Ny otely masina ~ Ny soratra marina ~ Olo-masina 6 Mendrika hohajaina, tsy azo zimbazimbaina, manan-jina: Masina ny tanindrazana, [1.1] |
Explications en anglais |
7 holy [1.2, 1.7] 8 consecrated, sanctified; in reduplication it means saltish [1.2] 9 sacred; possessing "mana" or supernatural power [1.7] |
Explications en français |
10 saint [1.8, 1.196] 11 sacré; qui possède ou transmet une force surnaturelle [1.8] 12 efficace, sacré [1.196] |
Exemples |
13 Olona iray main' ny afo no mitalaho fivavahana amin' ny velona, amin' ny alalan' ny sapile sy sorona masina. [2.470] 14 masina, ry Nosim-Baliha!... [2.471] 15 Andro androan-drano mafana, anaterana tsihy masina ny razanandriana; [2.48] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Autres orthographes | 22 masy |
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Toponymes |
|
Entrée (2/3) | 55 masìna |
Radical | 56 hasina |
Partie du discours | 57 impératif de l'adjectif masina |
Explications en français |
58 [1.3] |
Tableaux et planches |
59 Tous les adjectifs impératifs |
Entrée (3/3) | 60 masina |
Partie du discours | 61 adjectif |
Explications en malgache |
62 marikivy [Bezanozano, Sihanaka, Tanala]
[1.78] 63 makirana [Sihanaka, Tanala] [1.78] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 67 manisa, manisà, masina, masìna, manisa, manisà, masina, masìna |
Mis à jour le 2023/06/14 |