Teny iditra maso
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fitaovan' ny vatana mijery, ny fijerena: Sarobidy ny maso fa raha :samba tsy mahita ny hasoan' ny zavaboary
¶ Ny votoatinjavatra, ny fotopototry ny zavatra iray: Miteny fahantramianao; voakasikao indrindra ny mason' ny fahavoazantsika
¶ Fikezahana filofosana manao zavatra (fototeny niavian' ny hoe mimaso, imasoana, fimasoana
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] the eye
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] l'oeil
  [SLP 1986] oeil
  [Andilidine: Lexique (takila M)] [Sakalava-Mayotte] oeil
Voambolana 
Sampanteny 
Haiendriteny 
maso
masoko
masonao
masony
masontsika
masonay
masonareo
mason'
mason-
masom-
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1 [Andraina: I Vola, takila 7] Zanak' olona ambony toy ireny ve hijety maso ahy olona tambanivohitra kely ity?
2 [Rajohanesa: Kintana] Dia nakimpiny indray ny masony, ka natory izy.
3 [Andriamalala: Ranomasina, takila 57] Nisy tanana namaha ny lamba namehy ny masoko.
4 [Andraina: Mitaraina, takila 151] Mihiratra eo ny mason' ilay manan-tany.
Teny nalaina 
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30